"Sarotsa miala amin'ny mahazatsa !!!"
Quelle rapidité la réponse à ma demande de "disque préféré" dis-donc !
J'ai mis :
2. Mpandefa : ikalamako [Valio] 25-01-2008 23:47:33
Lohateny : Re : Diska praiféré Kerimesin'AntanimbarinAndriana
izahay koa ve mba afaka mangataka ?
Mba asiana hoe :
"ity hiran'i Radama Antoine misy hoe : e ry malala e, e ry malala e, laha tsy anareo zahay tsa mba avy eto a, fitiavana an-droky ro nihaviako eto a ity dia atolotr'ikalamako ho an'ireo namany rehetra ao Vitinia (d'efa kopy izay nareo namany rehetra izay an, fa ny sovaly de boà tsy mihodina indroa, tandremo ry tara lava)".
Misaotra an'i lazounet dieny mialoha raha mba hitanao io fa efa misy toerana natokana ho azy any ambadimbadika any.
Misaotra tompoko.
Et en un un quart d'heure est arrivé la risposte :
3. Mpandefa : lazounet [Valio] 26-01-2008 00:05:12
Lohateny : Re : Diska praiféré Kerimesin'AntanimbarinAndriana
IIty ilay izy ry IKALAMAKO dia mahazahoa fahafinarétana é!
Jereo eto
Bisoux.
Laza
Misaotra eeee !
Donc cette chanson est dédiée à la bande de Vitinia, car "laha tsy zareo zaho tsa mba avy any mihitsy hanala azy".