Arahana bizourks ny firarian-tsoa
Hevitra momba ny sary :
kolyh : 17/12/2007 08:01:12
Mirary fety soa ho anao
kallie : 17/12/2007 13:10:59
passeporo mankany am 2008 zany io? mirary soa kia
diamondra27 : 17/12/2007 13:55:19
mirary soa zany koa de samia tratry ny fety doly de ny Tompo anie homba antsika mandrakariva sy hiaro antsika @ ratsy rehetra, kiss
pissoa : 17/12/2007 15:07:32
misaotra eeee ! dia mirary ho an'i Ikalamako koa
tsara be ilay hevitra
simplex : 17/12/2007 15:16:33
tess : 17/12/2007 15:20:47
bonne fete ikalamako de samy ho tratry ny taona manaraka ndray
Samoana : 17/12/2007 16:36:25 Arahana lamako sy tehaka koa fa aharay timbre de collection izany zahay e
badouda : 17/12/2007 18:55:15 Mirary krismasy sambatra ho anao sy ny fianakavianao
Aino : 17/12/2007 21:07:20 miarahaba anao ihany koa dia mirary fety sambatra.
tsiafoi1 : 18/12/2007 07:43:52
mirary ny fitahin'Andriamanitra ho anao sy ny fianakavianao!
mangidy : 18/12/2007 21:04:27
Dia manaova kirismasy sambatra koa ianao sy ny fianankavianao.
ari.malala : 21/12/2007 14:02:55
zwaié noël mamie noël ikalamako de hotratry ny 2008. Ny sapin anay efa nivelatra efa ela b d miandry kdo eo ambody sapin zay an
tsiambaratelo : 21/12/2007 16:10:38
joyeux noel,akia cheri a.
lazounet : 15/01/2008 00:28:18
Mirary soa tokoa ho anao!
Un grand merci à tous les amis virtuels !