A coeur ouvert, oui ! 01/16/2008
Les "comments" pourraient etre piquants, malins, ironiques,...
Commentskalaneny Tue, 12 Feb 2008 22:19:08 Salut ! Mon, 18 Feb 2008 00:41:50 bacione njy dia zay zah vao tena mba naka aina tsara namaky fa tsy nnandalo dia niserana manejika bitro firy. Fri, 22 Feb 2008 02:22:02 Manao ahoana! Mon, 03 Mar 2008 03:50:12 Bonjour! Rondro Mon, 03 Mar 2008 05:34:28 Merci Uli. Thu, 06 Mar 2008 14:28:45 Merci toujours pour tes visites et commentaires. Je suis en train d'ecrire une critique du nouveau album d'Erick Manana. J'ai déjà publié la version suèdoise, mais la version francaise - probablement demain. fihogo Thu, 13 Mar 2008 07:51:53 Mampanembonembona...Misaotra e! Tue, 29 Apr 2008 04:32:43 Ilay amin'ny sarinjy misy souvenirs SN io akia, ilay misy 10 mianadahy maka sary teo anoloan'ny vavahady, toa izaho akia ilay sipa faharoa avy aty ankavanana raha tsy diso aho fa tena tsy tadidiko intsony hoe naka sary aho tao @ RAAA. Dia mahavariana ny mamaky ireo sora-pahatsiarovana anananjy fa teo aho vao niezaka nahatadidy ny endrik'ireo olona tao, ary ny anaranjy ary efa ela no niezaka nitadidy aho fa teo ampijerena no nampahatsiahy ahy. Na i Romuald mbola nifanerasera tamiko taty aoriana ary teo vao tsaroako ny fisiany. I Solo koa mbola nifanerasera tamiko taty aoriana azony nifankahafantatra t@ fianakans mihitsy aho. Maty moa ilay fofombadiny 1 an taorian'iny formation R3A iny, nampalahelo. Izay akia fa dia mba tsidio ny blog-ko a ! tsy dia mhita lazaina firy toa anjy ao na izany ary, fa ho fantatrinjy miandalana eny ihany hoe iza aho. Wed, 30 Apr 2008 07:09:47 Tena mahafinaritra be ireo "SOUVENIRS" fa ilay sarinareo telovavy mitana tavoahangy iray avy no sady mihira dia TSARA BE (jereo anniversaire O6)! bako Sat, 17 May 2008 14:27:29 Joli hommage pour ta maman et pour Zo. Paix à leur âme. Thu, 26 Jun 2008 15:19:00 Manao ahoana, Rondro! Je suis très heureux que tu a trouvé mon nouveau blog, mais tu sais que mes articles sur la musique malgache maintenant sont sur un nouveau site? Sat, 28 Jun 2008 16:31:16 Salut njy Tue, 08 Jul 2008 00:34:50 Hmmm raraka mihitsy ny iviko mitety ny pejy tsirairay! Leave a Reply |



