Le 23/03/08, Rondro Volantsoa a écrit :
Bien chers tous,
d'ici 12 heures, le Pape donnera sa Bénédicition "Urbi et Orbi", c'est à dire "pour la ville (de Rome) et au monde entier" de la Place Saint-Pierre, à quelques kilomètres de chez nous.
Nous, par contre, de notre Quartier Général sur la Regina Viarum (la reine des rues) de Rome qu'est la Via Appia Antica, à quelques kilomètres de la Place Saint-Pierre, nous vous envoyons par ce courrier nos meilleurs voeux de Pâques à vous tous, amis et parents dans "Urbs et Orbis".
Paix et Bonheur au monde entier !
Franck - Rondro - Mialy
misaotra indrindra Ikalamako a !
Mirary fety sambatra ho anao koa.
Tiako be hoa ity hevitrao ity e, hi hi hi.
Nampidirin'i pissoa 25 Des 2007, 14:19
Ho anao koa,
ny firarian-tsoa ho anao sy ho an'ny fianakaviana manontolo.
Mifampahatsiaro amin'ny fanomezam-piadanana e.
Joyeux Noel
Nampidirin'i harilova 26 Des 2007, 03:21
Joyeux Noel
Nampidirin'i simp 26 Des 2007, 11:40
ntsay e ! mba omeo amin'io hajia io aho r'ikalamako ataoko "collection" a ! sady kay "mère Noël" ilay izy. tsaraaaaa
Merci dia bonnes fetes koa e !
Bisous
Nampidirin'i Tsikisariaka 27 Des 2007, 07:04
sady Noel no bonne année koua ry e
Nampidirin'i sazykely 28 Des 2007, 02:35
mahazo mangataka hajia angaha ry Ikalamako ?! hi hi hi
Nampidirin'i pissoa 28 Des 2007, 05:08
Dia mirary fety mamy be ho anao koa ikalamako a!
Nampidirin'i Lalasoa 29 Des 2007, 04:32
in www.blaogy.com
maintikely Says:
joyeux noel kalamako a, dia ho tratry ny taona vaovao ihany koa. Manaova fety sambatra.
Desambra 25th, 2007 at 8:50 pm e
in www.blaogy.org
Un grand merci à tous les amis du blaogy.
Arahana bizourks ny firarian-tsoa
Hevitra momba ny sary :
kolyh : 17/12/2007 08:01:12
Mirary fety soa ho anao
kallie : 17/12/2007 13:10:59
passeporo mankany am 2008 zany io? mirary soa kia
diamondra27 : 17/12/2007 13:55:19
mirary soa zany koa de samia tratry ny fety doly de ny Tompo anie homba antsika mandrakariva sy hiaro antsika @ ratsy rehetra, kiss
pissoa : 17/12/2007 15:07:32
misaotra eeee ! dia mirary ho an'i Ikalamako koa
tsara be ilay hevitra
simplex : 17/12/2007 15:16:33
tess : 17/12/2007 15:20:47
bonne fete ikalamako de samy ho tratry ny taona manaraka ndray
Samoana : 17/12/2007 16:36:25 Arahana lamako sy tehaka koa fa aharay timbre de collection izany zahay e
badouda : 17/12/2007 18:55:15 Mirary krismasy sambatra ho anao sy ny fianakavianao
Aino : 17/12/2007 21:07:20 miarahaba anao ihany koa dia mirary fety sambatra.
tsiafoi1 : 18/12/2007 07:43:52
mirary ny fitahin'Andriamanitra ho anao sy ny fianakavianao!
mangidy : 18/12/2007 21:04:27
Dia manaova kirismasy sambatra koa ianao sy ny fianankavianao.
ari.malala : 21/12/2007 14:02:55
zwaié noël mamie noël ikalamako de hotratry ny 2008. Ny sapin anay efa nivelatra efa ela b d miandry kdo eo ambody sapin zay an
tsiambaratelo : 21/12/2007 16:10:38
joyeux noel,akia cheri a.
lazounet : 15/01/2008 00:28:18
Mirary soa tokoa ho anao!
Un grand merci à tous les amis virtuels !