Il a bâti son renom en faisant couler plein d'encre.
Il a su mettre en noir sur blanc les sentiments de ce monde.
Il a laissé un très bel héritage pour les Malgaches.
Il a laissé un grand vide dans le monde culturel en partant pour son grand voyage vers l'au-delà le 15 septembre 2008, après son long et dur combat.
Beaucoup d'autres plumes se sont jointes à la regrettée sienne en ce moment ; beaucoup d'autres âmes endolories lui dédient des bouquets - articles et poèmes -  l'un plus beau et plus émouvant que l'autre.
Parmi ces bouquets, celui de jentilsa, notre ami bloggeur, qui nous a partagé une très belle dédicace de Celestin Andriamanantena pour les 70 ans de son frère Georges Andriamanantena ou tout simplement Rado.  L'ode que voici :



Faly aho, ry zandry, ka ho tsiny ve
ny mitanisa fohy ny araben'ise?

...Ny arabe iray dia lalam-pitsapana,
feno vatokely sy hady mangotana.
Vao sivy taona ise dia maty i Mamantsika,
fotoana kely monja ilay volana baliaka
dia lasa tsy nimpody. Ny fitiavan-dreny,
minitra dia nandalo; ny iray tam-po indreny
nandeha tsikelikely, namela antsika lahy
izay tendrony ankiroa matoa sy faralahy.
Tapaka ny tady, banga ny elanelana
nefa mba niriana ny vony ampy felana!...

...Fa nitohy ihany ny tsilo an-dalambe:
Fotoana maromaro no tsy salama ise;
nanao tampody fohy ny antsy fandidiana
ka niverimberina nitondra hakiviana.
Alin-tsy voaisa no nisehoan'izany,
na teto anivonay, na tany ampita tany.
Nivesatra ahiahy ny zanaka sy vady,
ny havana rehetra lalovan-dazon'ady.
Ho resy ihany va 'ty loza izay misakana,
sa anio mihitsy no ho rendrika ny lakana?

...Fa nitohy ihany ny tsilo teny an-dalana,
naranitra ny antsy ka nahatratra akalana.
Ny fitiavan-janaka nataon'ise filamatra,
indraindray nikiky sady koa nandramatra
ny alina sy ny andro nandalo tamin'ise,
nitera-panahina sy ny teny toy ny hoe:
"Hanao ahoana re ny hoavin'ny taranako,
fa tiako, tena tiako ary mamiko ny zanako?"

...Fa mbola niha-maizina ny arabe nizorana,
ny lohalika osaosa vao mainka koa nangorana;
ny volo efa fotsy mba niandry taona zina
nolalovan'afo ka mainka niha-kina.
Tsy ela fa vao omaly, sombinaina efatra
no niara-maty teto. Alina mavesatra
ny alina rehetra fa lasa ny malala,
natelina ny sento ka mila ho vakivaky
ny loha adaladala!...

Ireny no antsoiko hoe arabe iray,
nisy fitsapana sy ady mahamay,
nodiavin-tongotra sy taolana mihanjaka,
ary nandrefesana ny hery sy ny tanjaka!...

...Fa misy ny arabe izay hafa noho izany,
mivoly voninkazo sy kalokalo mamy,
dia ny arabe sy soratra nitondran'ise
ny hetaheta maro nanindry ny mpandeha!
Mpamaky firy moa no sempotra sy toro,
mpamaky firy moa no sendra horohoro,
no rehefa mahavaky ny tonokalo mamy,
no tsy toy ny olona nandresy ny tomany,
ka nahazo hery sy sitrana tsy miody:
"DINITRA" sy "ZO" nanjary fanafody?
Ary raha nanjaka ny olom-panjanahana,
ka nanjavozavo ny tanjona hiantorahana,
ise no nitaiza sy nampahazo vahana,
nampianatra ny ankizy hiantso Fahafahana!...

Mihoatra noho izany ny araben'ny Hira
namonjen'ise ny fo voaviravira,
Nahatonga ny olona hiandrandra lanitra,
Hiantso sy hidera ny anaran'Andriamanitra!
Fa na aiza fiangonana, na aiza fivoriana,
Na tilikambo avo na tilikambo iva,
'njao mamelovelo raha tonga ny hariva
Ny hiran'ise, mandona ny ati-fo,
Ka vetivety monja, miarina ny loha!
Arabe'ny hira, araben'ise,
Ka babo izay mandalo, babo izay mandre!...

...Tsy adino koa ny Làlanan'ny kabary,
Nanehoan'ise fa soa miharihary
Ny tenin-drazantsika. Teny manan-kasina,
Afa-mampikambana sy mampifankatia
Zatovo marobe, ka falifaly ery
Ireo izay mandre ny ohabolana, hainteny
Milaza ny fitia, manombo izay nekeny.
Moa tsy faly ery raha mifanena ise
Amin'ny zatovo ka ilazana hoe:
"Moa tadidinao, fa ianao ange no iray
Nitondra ny kabary tamin'ny andronay?...

...Fa ato an-tsaiko koa ny araben'ny kanto,
Ny araben'ny sary tsara sy milanto,
Fomba nanehoana ny tsy takatry ny penina,
Nanalana sarona ny nofy izay nafenina.
Hain'ise izany ka fomba tsy fahita
Nateraky ny karoka no tonga zava-bita.
Na tsihy nasiana sary, na hazo iray nodorana,
Na jiafotsy tsotra, na hoditra nohosorana.
Ireny no akora sy zary fiasana,
nasain'ise niteny ka tonga nigagàna.
Dia jejojejo ary ny rindrina miravaka,
Ny sary vitan-dRado tamim-pomba miavaka...

...Fa anampiako izany ny araben'ny hehy,
Ny vazivazy maro nanondraka tarehy.
hain'ise manokana ny nampiasa izany,
Na andro maha-ory na andron'ny tomany.
Vazivazy ireny nefa nanafana
Ny tokantranontsika,
Ny taranantsika,
Ny sakaizantsika.
Fa na ny tolona aza ho an'ny firenena,
Ny vazivazy ihany no fomba nanefena,
Nanefen'ise ireo ratsy tarigetra,
Hanaiky tsongotsongo sy hanova toetra!...




3 - 10 - 1993 Amboditsiry

Andriamanantena Célestin

 
 

Une rencontre entre internautes malgaches, amis virtuels du serasera.org qui s'est tenue à Rome du 14 au 18  août dernier.



Accueil des amis, le premier jour :




Ouverture de la soirée familiale le 15 août :




L'après-midi du samedi, tout le monde à la mer de Maccarese :




Dernière soirée en vazovazo :




Le "Gelato" est un must pour ceux qui visitent Rome, dit-on, surtout quand vous êtes bien servis par la chaleur torride du mois d'août. Ainsi les "namana serasera" se sont prêtés à ce plaisir d'été romain, et envoient des "coucou" en passant :


 
Blogathon 2008. 07/29/2008
 

Archives :

Juillet 2008

27: From de bottom of the heart - Du fond du coeur : MERCI ! (11)
27: Mon rêve d’adulte : redevenir enfant. (7)
27: De l'autre côté du rêve (6)
27: Chantal GOYA (9)
27: Chacun ses rêves (2)
27: Madio izahay! (5)
27: Le petit bonheur (3)
27: Quel princesse rêvez-vous d'être ? (8)
27: Le rêve de Smiley: devenir actrice de pub. (11)
27: Tanisa! (1)
27: La Famille (6)
27: Shy'm - Rêves d'Enfants (6)
27: Ce rêve bleu (4)
27: Fianara-manisa (Anganon'ny Ntaolo) (5)
27: The little engine that could (between Brickaville and Ambila) (6)
27: Rêves d'enfants (6)
27: Colt, le kangourou volant (4)
26: Team Bolivia (3)
26: Tanisa - DadaGaby. (6)
26: Le blues de l'instituteur ... (7)
26: Ny zon'ny zaza. (3)
26: LA TOURTERELLE ET LE PIGEON VERT (5)
26: De ces rêves gastronomiques ... (6)
26: I believe I can fly ... (6)
26: Nous ne sommes pas les seuls a veiller (6)
26: Of Juno, Tree Hugger, Koto and cabbage (7)
26: Plus tard ... (9)
26: Angela's airplane (7)
26: Voambolana tetsy sy teroa (9)
26: Sweet dreams are made of this (8)
26: *Nofy**Nofa**Nofo* (9)
26: Raha Ho Nofy Ihany (6)
26: Merci d'avoir réalisé le premier grand rêve de Kamba (1)
26: Murmel, Murmel, Murmel (2)
26: Rêves d'enfants (3)
26: if ... (9)
26: Quand je serai grand (8)
26: Madagascar NGO listing (2)
26: Any ho any (7)
26: Ilaikilema sy Ravorombe (12)
26: What every child dreams to be taught (11)
26: Etsy kely anie e! (10)
26: Archives du Blogathon 2008 (2)
26: Rêve d'enfants : Des parents qui s'aiment (18)
26: Souvenirs d'enfance: Bouba, Tom Sawyer et le Village dans les nuages (11)
26: Le lac bleu et l'enfant infirme (suite) (2)
26: Le lac bleu et l'enfant infirme (8)
26: Ilaikilema sy ny Mpanjaka (6)
26: Prendre un enfant par la main (9)
26: Madagascar NGO listing (2)
26:  BLOGATHON 2008 HAINAO VEH??? (3)
26: in 12 hours, we will make you donate for Madagascar's children ! (1)
26: TSINGORE, LE DANSEUR (3)
26: Colt, le kangourou volant (0)
25: Spread Zaza-Vavy around you ! (2)
24: Malagasy Bloggers taking part in Blogathon 2008 on July 26th and we want more to join! (4)
24: Stay up all night for a Great Cause (1)
23: DAYS OF BLOGS 2008 : bloguer pendant 24h pour la Cause (1)

 
 

PELOSONA

 
 
 
 

Attention - CIAK - photo de famille...

_________________________

tandis qu'ici "le 5 fanciulle con le 3 racchie" (tapatapa-tsinay!)

 
 
 
 

" Italie en miniature - Rimini"

dont la Botte vue du ciel...

...où le lézard est un  protagoniste en chair et ...sans os (Mialy, en brave photo-reporter, s'amusait à les immortaliser dans ses clichés, tellement ils sont partout du nord au sud).





...sans oublier qu'on pourrait aussi avoir des problèmes en route avec les belles BMW dernier cri !


 
Cola Red Bull. 06/08/2008
 

Approvisionnement en la matière, histoire de se remettre d'aplomb...
Ha ha ha

 
 

Un po in ritardo ma almeno gli auguri nel blog teli faccio!!! L'ho trovato su un sito quando ho cercato delle cose rosa e ho deciso di tenermelo!